|
|
|
|

Entry1  famonjena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo
Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady
Explanations in English  4  [1.7] help ; salvation
Explanations in French  5  [1.8] aide, secours ; salut
Examples  6  [2.324#] famonjena tsy nampoizina izany!
7  [2.895#] Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena.
8  [1.369#] Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena.
Root  9  vonjy
Article  10  Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11