|
|
|
|

Entry1  famongarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina
Explanations in French  4  [1.3#184] L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber
Examples  5  [2.436#] Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty.
6  [2.436#] ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina.
Root  7  fongatra

Updated on 2024/12/11