|
|
|
|

Entry1  famiravirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy
Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny
Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay
Root  4  viravira

Updated on 2024/12/11