Entry | 1 fametahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana |
Explanations in French |
4 [1.13] pose |
Examples |
5 [2.472#] Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. 6 [2.508#] Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. |
Vocabulary |
7 Technology |
Root | 8 petaka |
Compound words |
|
Anagrams | 19 anatefaham, fametahana, hatafamena, manatefaha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |