|
|
|
|

Entry1  fametahana (petaka)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Technology
Explanations in Malagasy  4  Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana [1.1]
Explanations in French  5  Pose [1.13]
Examples  6  Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. [2.472#]
7  Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508#]
Compound words 

Anagrams  14  fametahana, hatafamena, manatefaha

Updated on 2023/08/15