|
|
|
|

Entry1  famariparitana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [2.118] échelle (en cartographie)
Examples  4  [2.285#] Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa.
5  [4.27#] Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy.
Root  6  fariparitra

Anagrams  7  famariparitana, famirapiratana

Updated on 2025/01/21