Entry | 1 famariparitana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [2.118] échelle (en cartographie) |
Examples |
4 [2.285#] Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa. 5 [4.27#] Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. |
Root | 6 fariparitra |
Anagrams | 7 famariparitana, famirapiratana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |