|
|
|
|

Entry1  famantarandrivotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra
Explanations in English  4  [1.2][famantaran-drivotra] A weather-cock.
Vocabulary  5  Instrument
Elementary words  6  famantarana, rivotra

Updated on 2024/12/07