Entry | 1 famankonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona |
Explanations in French |
4 [1.13] corroyage |
Examples |
5 [2.366#185] Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. 6 [2.356#123] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. |
Vocabulary |
7 Technology |
Root | 8 vankona |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |