Entry | 1 fakofako |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] sweepings, rubbish, litter fig. a great number, a multitude. 4 [1.7] trash, garbage |
Explanations in French |
5 [1.8] ordures, rebut |
Examples |
6 [2.117#] Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. 7 [2.587#] Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! 8 [2.356#] Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. |
Root | 9 fako |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 fako |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fakofako |
Anagrams | 15 fakofako, fokafoka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |