|
|
|
|

Entry1  fakofako
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.2] sweepings, rubbish, litter
fig. a great number, a multitude.
4  [1.7] trash, garbage
Explanations in French  5  [1.8] ordures, rebut
Examples  6  [2.117#] Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana.
7  [2.587#] Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo!
8  [2.356#] Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana.
Root  9  fako
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Adjectives :
Synonyms  12  fako
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fakofako

Anagrams  15  fakofako, fokafoka

Updated on 2025/01/21