Entry | 1 fakana |
Root | 2 aka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay Fiantsoana: Fakana miaramila |
Explanations in French |
5 [1.3#13] L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend |
Examples |
6 [2.117#] Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. 7 [2.471#] Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. 8 [1.519#] Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fakana |
Anagrams | 14 ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |