|
|
|
|

Entry1  fakana
Root  2  aka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay
Fiantsoana: Fakana miaramila
Explanations in French  5  [1.3#13] L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend
Examples  6  [2.117#] Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho.
7  [2.471#] Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana.
8  [1.519#] Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano;
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word fakana

Anagrams  14  ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana

Updated on 2025/02/08