|
|
|
|

Entry1  fahizany
Elementary words  2  faha, izany
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] taloha ela, fahiny
Examples  5  [2.245#] Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany.
6  [1.437#] Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany.
7  [2.113#] Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany.
Synonyms  8  fahizay, fehizay

Anagrams  9  fahizany, hifiazan

Updated on 2025/01/21