Entry | 1 fahirano |
Root | 2 fahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanodidinan' ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan' ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano: Raha tsy natao fahirano ny tanànan' Ambohijoky tsy azo [1.1] |
Explanations in English |
5 A siege. [1.2] |
Explanations in French |
6 Ceux que l’on prive d'eau ; siège d’une place [1.3] 7 Une place assiégée privée d' eau. Les assiégeants coupaient l' eau aux assiégés, et ceux-ci, n'ayant ordinairement pas d' eau sur les hauteurs où ils habitaient, ne pouvaient pas vivre [2.415] |
Examples |
8 Dia natao fahirano Ambohijoky. [2.48] 9 fahirano elaela ihany, ka afany. [1.38] 10 tompoko, ka ataony fahirano ny vahoaka; [2.69] 11 Niova tetika izy ka nataony fahirano ny tanàna. [2.508] |
Vocabulary |
12 Military |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Article |
16 Randzavola: fahirano ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 17 fahirano, fañoriha, firohana, foharina, hiforana, rafohina |
Updated on 2023/08/11 |