|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahefatra
Root  2  efatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona
Explanations in English  5  [1.2#130] the fourth
Explanations in French  6  [1.3] quatrième
Examples  7  [2.59] Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary.
8  [2.471] Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho.
9  [2.643] Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely.
10  [2.996] Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany
Other spellings  11  fahaefatra
Compound words 
Titles  14  Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra : Constitution de la quatrième République (Fanjakana Malagasy)

Entry (2/2)15  fahefatra
Root  16  efatra
Part of speech  17  noun
Explanations in English  18  [1.2#130] four fathoms
Explanations in French  19  [1.3] quatre brasses
Vocabulary  20  Space

Updated on 2024/12/12