Entry (1/2) | 1 fahefatra |
Root | 2 efatra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona [1.1] |
Explanations in English |
5 the fourth [1.2#130] |
Explanations in French |
6 quatrième [1.3] |
Examples |
7 Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary. [2.59] 8 Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. [2.471] 9 Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. [2.643] 10 Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany [2.996] |
Other spellings | 11 fahaefatra |
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 14 fahefatra |
Root | 15 efatra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in English |
17 four fathoms [1.2#130] |
Explanations in French |
18 quatre brasses [1.3] |
Vocabulary |
19 Space |
Updated on 2023/02/25 |