Entry | 1 fahavokisana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] satiety, fullness, satiation, satisfaction of hunger |
Explanations in French |
4 [1.8] rassasiement, état de celui qui est rassasié |
Examples |
5 [2.296#] Koa ny an' ny Razana, dia tsy mba izay harena sy fahavokisana na fahombiazana no nasiany ny raki-malalany: varifitoventy ihany ireny, fa ny fihavanana no ariary zato sy arivo. |
Root | 6 voky |
Synonyms | 7 havokisana |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word fahavokisana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |