Entry | 1 fahasimbana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] fery amin'ny taova iray tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa |
Explanations in French |
4 [1.13] lésion panne |
Examples |
5 [4.27#] Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina. |
Vocabulary |
6 Health |
Root | 7 simba |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |