|
|
|
|

Entry1  faharisihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray
4  [2.472#]
Examples  5  [2.472#] Tsy nanana faharisihana velively izy.
6  [1.369#] Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana.
Root  7  risika
Synonyms  8  harisihana

Updated on 2024/12/11