Entry | 1 faharisihana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray 4 [2.472#] |
Examples |
5 [2.472#] Tsy nanana faharisihana velively izy. 6 [1.369#] Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. |
Root | 7 risika |
Synonyms | 8 harisihana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |