|
|
|
|

Entry1  fahamendrehana
Root  2  endrika
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#126] la beauté, la dignité, la convenance, le mérite
5  [1.66.fr#377] éthique
Examples  6  [2.114] Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena.
7  [2.643] Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana.
8  [4.27] Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo.
Vocabulary  9  Philosophy
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  hamendrehana

Updated on 2024/12/11