|
|
|
|

Entry1  fahamaotonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hatsaram-panahy mampitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja. Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany
Examples  4  [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
5  [2.996#] ho an' ny mpanjaka sy ho an' ny manam-pahefana rehetra, mba hiainantsika amim-piadanana sy fandriam-pahalemana, amim-panajana an' Andriamanitra sy fahamaotonana tanteraka.
Root  6  maotona
Synonyms  7  hamaotonana

Updated on 2024/12/11