Entry | 1 fahahiazana |
Root | 2 hia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] |
Synonyms | 5 hahia, hahiazana |
Updated on 2023/02/03 |