|
|
|
|

Entry1  hahiazana
Root  2  hia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Explanations in English  5  leanness [1.7]
Explanations in French  6  maigreur [1.8]

Anagrams  7  hahiazana, ihahazana

Updated on 2023/01/20