|
|
|
|

Entry1  fahagagana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina
Explanations in English  4  [1.2] wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle.
5  [1.7] a wonder, a miracle; astonishment
Explanations in French  6  [1.8] miracle, prodige; étonnement
Examples  7  [2.4#] Azoko lazaina hoe fahagagana.
8  [2.270#] fahagagana tany Ampanarivoana!
9  [1.369#] Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany.
Root  10  gaga
Synonyms  11  hagagana
Proverbs  12  Proverbs containing the word fahagagana
Article  13  Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11