Entry | 1 fahafiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo? Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao |
Examples |
4 [1.2] fahafiry izy? (What number is it?) |
Root | 5 firy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |