Entry | 1 fahafinaretana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana |
Explanations in English |
4 [1.7] pleasure, happiness |
Explanations in French |
5 [1.3] le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur 6 [1.8] plaisir, bonheur |
Examples |
7 [2.472] Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay? 8 [2.471] Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. |
Vocabulary |
9 Emotions |
Root | 10 finaritra |
Morphology |
|
Synonyms | 13 hafinaretana |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |