|
|
|
|

Entry1  fahadiovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] cleanliness, purity
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] propreté
6  [1.3, 1.8] pureté
7  [1.3] clarté, innocence
Examples  8  [2.470] Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana.
9  [2.471] Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho.
Root  10  dio
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Synonyms  13  hadio, hadiovana
Proverbs  14  Proverbs containing the word fahadiovana
Article  15  Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  fahadiovana, nahavoafady

Updated on 2025/01/21