|
|
|
|

Entry (1/3)1  etona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  setroka
4  Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Explanations in English  5  vapor, smoke, steam [1.7]
Explanations in French  6  fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
7  chaleur suffocante, étouffée
8  odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
9  gaz [1.5]
Examples  10  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
11  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Analogs  18  fofon-drano
Compound words 

Entry (2/3)22  etona
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
Vocabulary  25  Botany

Entry (3/3)26  etoña
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  lalana, lalan-kely [Tambahoaka] [1.78]
Synonyms  29  hetoña

Anagrams  30  aneto, etona, etoña, oteña, tenao, aneto, etona, etoña, oteña, tenao

Updated on 2023/08/21