|
|
|
|

Entry1  etoana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy
Root  4  eto

Anagrams  5  antaoe, etoana

Updated on 2025/01/21