|
|
|
|

Entry (1/4)1  erà
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Space
Explanations in Malagasy  4  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explanations in French  5  amont [1.3#128]
Synonyms  6  ira
Compound words 

Entry (2/4)8  era
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Derivatives 
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :

Entry (3/4)14  era
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  filazana [Taisaka] [1.78]17  fifanarahana [Bara] [1.78]18  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explanations in English  19  consent, permission [1.7]
Explanations in French  20  permission [1.3#128, 1.8]21  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]22  action de demander la permission [1.8]23  avis [Taisaka] [1.82]
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :
28  Adjectives :
Compound words 

Entry (4/4)31  era
Part of speech  32  noun
Explanations in English  33  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrams  34  are, era, erà, rea, are, era, erà, rea

Updated on 2023/06/15