Entry (1/3) | 1 ela |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany 4 Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? 5 Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany 6 Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1] |
Explanations in English |
7 old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7] |
Explanations in French |
8 ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/3) | 21 ela |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 appellation botanique: Schizolaena [2.612] |
Vocabulary |
24 Botany: tree |
Synonyms | 25 elana, vondrozanalahy |
Entry (3/3) | 26 Elà |
Part of speech | 27 name (biblical) |
Explanations in English |
28 Elah [2.996] |
Explanations in French |
29 Ela [2.996] |
Vocabulary |
30 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 31 Chapters and verses mentioning Elà |
Tables and plates |
32 Full list |
Anagrams | 33 ale, ela |
Updated on 2023/06/02 |