Entry (1/3) | 1 elatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1] |
Explanations in English |
4 a wing [1.7] |
Explanations in French |
5 aile [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298] 7 Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324] 8 ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643] 9 Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332] |
Vocabulary |
10 Zoology: (in general) |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word elatra |
Entry (2/3) | 17 elatra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1] |
Explanations in French |
20 action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 25 elatra |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1] |
Explanations in French |
28 le trèfle au jeu de cartes [1.3] |
Vocabulary |
29 Game |
Synonyms | 30 lalitra#mg.n.2 |
Illustrations |
|
Anagrams | 32 aletra, elatra |
Updated on 2023/07/14 |