|
|
|
|

Entry1  efa-joro
Elementary words  2  efatra, zoro
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in English  4  [1.7] square, a square
Explanations in French  5  [1.3#875, 1.8] carrĂ©
6  [1.3#875] qui a quatre angles, rectangulaire
7  [1.8] un carrĂ©
8  [1.13][efajoro] quadrangulaire
Examples  9  [2.356#] Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra.
10  [2.470#] Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny.
Vocabulary  11  Mathematics: geometry

Updated on 2024/12/07