Entry (1/4) | 1 -drain' |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 of/by the father of [3.1] |
Explanations in French |
4 de/par le père de [3.1] |
Examples |
5 fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako! [2.299#159] 6 Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao [2.588] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 8 drain |
Part of speech | 9 active verb |
Explanations in Malagasy |
10 mandany na mampiala tsikelikely 11 misotro hatramin' ny farany [1.17.mg#32] |
Entry (3/4) | 12 drain |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 fantsona na tatatra anariana rano maloto 15 zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely [1.17.mg#32] |
Entry (4/4) | 16 drain |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 tatatra na fantsona fanamainan-tany [1.9.mg#126] |
Anagrams | 19 -drain', indra, indrà, nidra |
Updated on 2023/02/21 |