|
|
|
|

Entry1  ditsoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
4  Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
5  Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [1.1]
Explanations in French  6  Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
7  (ivrogne) ébloui par l'alcool
8  terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Other spellings  12  ditsoka
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word ditsoka

Updated on 2020/07/31