Entry | 1 ditsika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha 4 Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso 5 Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso [1.1] |
Explanations in French |
6 poussière dans l'oeil. [Tankarana]
[1.19] 7 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu 8 (ivrogne) ébloui par l'alcool 9 terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 dintsika |
Other spellings | 16 ditsoka |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word ditsika |
Anagrams | 19 ditsika, tsidika |
Updated on 2020/07/31 |