|
|
|
|

Entry (1/2)1  didin-tsokina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
(didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy
Explanations in English  4  [1.2] [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes
Vocabulary  5  Health
Root  6  didy, sokina

Entry (2/2)7  didintsokina
Part of speech  8  noun
Explanations in French  9  [1.19] [Tankarana] petit bout d'une chose, pointe du bonnet.

Anagrams  10  didintsokina, didin-tsokina

Updated on 2025/04/19