Entry | didiko fe lehibe (didy, -ko, fe, lehibe) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1] | |
Synonyms | didy boraingina ~ didy boraingona ~ teniko fe lehibe | |
Updated on 2020/07/31 |