Entry (1/2) | 1 diary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy |
Explanations in English |
4 [1.2] a diary 5 [1.7] an agenda |
Explanations in French |
6 [1.8] agenda |
Examples |
7 [2.499] Nalainy ny diary tany am-paosiny. 8 [2.324] Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. 9 [2.117] Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. |
Titles |
Entry (2/2) | 12 diary
![]() |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in English |
14 [1.17] diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro |
Anagrams | 15 diary, idira |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |