Entry | 1 be maso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mana-maso makadiry Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara |
Examples |
4 [2.654#] Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka. |
Elementary words | 5 be, maso |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |