Entry | 1 basirano |
Root | 2 basy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1] |
Explanations in English |
5 A syringe. [1.2] |
Vocabulary |
6 Health |
Anagrams | 7 basirano, borisana |
Updated on 2020/07/31 |