|
|
|
|

Entry1  bankin-draharaha
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.13] banky mandray anjara amin'ny fampiasam-bola any amin'ny fanjarianasa, ary afaka mampisambo-bola amin'ny fe-potoana salasalany sy lava
Explanations in French  4  [1.13] banque d'affaires
Vocabulary  5  Economy: finances, management
Elementary words  6  banky, raharaha

Updated on 2024/12/07