Entry (1/2) | 1 banky |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) [1.1] |
Analogs | 4 Foan-tanana, majifa ny fananana, lany fatotra amam-pondrana, tsy am-bariraiventy, kisoa bory rambo, tsy kitay tsy vary maina, tsy filo tsy fihatsaka, tsy kibay tsy fively, mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa |
Entry (2/2) | 5 banky |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1] 8 andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13] |
Explanations in French |
9 banque [1.13] |
Vocabulary |
10 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |