|
|
|
|

Entry1  banjinina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana.
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to be stared at, to be looked at earnestly.
Explanations in French  5  [1.8] qu'on regarde fixement
Examples  6  [2.508] Filamatra azon' ny tanora banjinina izany
7  [2.285] Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao
Root  8  banjina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  banjinina, ibanjinan, nabanjiny, nibanjina

Updated on 2025/01/21