|
|
|
|

Entry (1/3)1  bandy
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.13] bande
Examples  4  [2.499] Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely.
5  [2.996] Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy.
Compound words 

Entry (2/3)10  bandy
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.60.mg#56] tovolahy
Explanations in French  13  [1.60.fr#56] jeune homme, gars, mec, zigue. On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande
Examples  14  [2.4] Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano.

Entry (3/3)15  bandy
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.60.mg#57] lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto
Explanations in French  18  [1.60.fr#57] malfaiteur, voyou

Updated on 2024/12/07