|
|
|
|

Entry1  badabada
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanombohana miteny voalohany
Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra.
Explanations in English  4  [1.2] unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats.
Explanations in French  5  [1.3] Incohérence, embrouillamini
Examples  6  [2.470] Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely.
Root  7  bada
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Anagrams  13  badabada, dabadaba

Updated on 2025/01/21