|
|
|
|

Entry1  aza fady
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao
Explanations in English  4  [1.2] an apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc.
Elementary words  5  aza, fady

Updated on 2024/12/07