Entry | 1 aza fady |
Elementary words | 2 aza, fady |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao [1.1] |
Explanations in English |
5 an apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc. [1.2] |
Updated on 2023/01/01 |